|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kilaolao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako.
4Tsilalao. 5Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny. 6Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy. [1.1] |
| Tovy hevitra | 7kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|