Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra malemy eo ambanin' ny tratra misy ny vavony, ny aty, ny tsinay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The belly, the abdomen, the stomach, the womb. [Some Polynesian dialects kopu; Bouton kompo; Teor. kabin] [1.2]
|
| The belly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ventre [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Abdomen [1.13]
|
Ohatra |
1 | Nihanahia I Solo, nanjary narary kibo matetika.
[2.472]
|
2 | mampiasa izany raha misy marary ao amin'ny kibo.
[2.424]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Chatouillement [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
dongy,
fidongiana
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le coeur, les sentiments, la disposition intérieure [1.3]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo, Tanala]
kibobo,
kibokely,
kibotay
[1.10]
|
| [Bara, Taisaka]
kibobo (
vorona)
[1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A species of bustard quail [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Caille. [1.19]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
kibo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taifasy]
(sens général : le ventre). Nom donné aux tubercules comestibles du nénuphar malgache, Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae). On prétend que les hommes qui en mangent beaucoup sont frappés d'impuissance.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Nymphaea stellata |
Voambolana |
|