|
|
|
|

Teny iditra1 takiba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja. [1.1]
4ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5flanc. [1.13]
Voambolana  6 Haiaina
Tsipelina hafa  7takibaka
Tovy hevitra  8ila, tehezana
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Fivaditsoratra  24 Bikata, 25 bitaka, 26 tabaky, 27 tabika, 28 takiba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12