|
|
|
|

Teny iditra1 kibo saokan' ny nahiny
Singan-teny  2kibo, 3saoka, 4nahy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza fanaovan-javatra tsy noteriterena fa tena ara-tsitra-po marina. [1.1#488]
Tsipelina hafa  7kibo saoky ny nahiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02