|
|
|
|

Teny iditra1 fehinkibo
Singan-teny  2fehy, 3kibo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka. [1.65]
Ohatra  6 Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo. [2.117#]
Voambolana  7 Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  8fehikibo
Tovy hevitra  9hetra
Lahatsoratra  10Randzavola: fehinkibo ao amin' ny Baiboly (=> fitafiana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12