|
|
|
|

Teny iditra1 hatoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the nape of the neck.. [1.2, 1.7]
[1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5nuque. [1.8]
Ohatra  6 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 23 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 hatoka, 28 hotaka, 29 tohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02