|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tongotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra.
4Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a foot, a leg.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6pied, jambe, patte.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
7 Tsy tongotro mandia alanana Tsy tanako mandray joria [2.246] 8 Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471] 9 Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Haiaina |
| Zanakanarana |
|
| Manontolo |
|
| Ampahany |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 48Fikambanana 63 amin' io teny io |
| Ohabolana | 49 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 50Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|