|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lamosina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the back.
[1.2, 1.7] 5[Mal. 6lamusir, the flesh of an animal's back]. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7le dos.
[1.3#382, 1.8] |
| Ohatra |
8 Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy.
[1.369]
9 dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424] 10 ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|