|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 boky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a book.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5livre.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 7Randzavola: boky ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/4) | 8 boky |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10votry, tranombitsika.
[Taimoro]
[1.78] |
| Voambolana | 11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/4) | 12 boky |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Biby mampinono mpamono voalavo.
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15boky boky.
[2.504] |
| Voambolana | 16 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 17boky boky |
| Kamban-teny rehetra | 18boky boky |
| Teny iditra (4/4) | 19 boky |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21Anaram-borona, sadakely.
[Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 22 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | 23 biko, 24 boky, 25 kibo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|