|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manafin-kibo |
| Singan-teny | 2manafina, 3kibo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny vehivavy bevohoka nefa mahay manamboatra ny fitafiany tsy hamantaran' ny olona azy ho izany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|