|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 helika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the armpit.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5aisselle.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Matetika dia misy fery ary mivonto ny atody tarimo ao ambany helika.
[2.424#]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 29Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 31 helika, 32 Helkay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|