|
|
|
|

Teny iditra1 kibo tsy manary havana
Singan-teny  2kibo, 3tsy, 4manary, 5havana
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12