|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanakibo |
| Fototeny | 2kibo |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manakibo, manitikitika; fanitikitika.
5Azo kibokiboina, kitikitihina: Tsy fanakibo, hono, ny zaza raha mbola kely loatra. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 bainkafo, 7 fanakibo, 8 faniboka, 9 fibonaka, 10 fikobana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|