Teny iditra |
mai > maina
(haina)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Dry [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sec [1.3]
|
| Desséché, tari [1.3]
|
| à sec [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tany maina sy trano foana no aty.
[2.472]
|
2 | Ny rivotra avy atsimo dia maina koa;
[1.38]
|
|
Sampanteny |
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
makiana ~
haraka ~
karakaina ~
mangetana ~
vaky hentana ~
tankina ~
ritra |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mai > maina
(haina)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [1.3]
|
|
Teny iditra |
mai > maina
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | In vain [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | En vain [1.8]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mai > maina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Bezanozano, Tanala]
(équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles.
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
mai > maina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). [1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
mai > Maina
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -21.2666667, 46.6333333
|
|