|
|
|
|

Teny iditra1 lena
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4wet, moist. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5humide, mouillé. [1.8]
Ohatra  6 Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472]
7 Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  22maina
Mpanahaka  23 bibaka, 24 ditsaka, 25 fetsaka, 26 hetsaka, 27 hotsaka, 28 kotsa, 29 loditra, 30 malamalana, 31 malana, 32 manda, 33 miteradrano, 34 mitsidrano, 35 mitsoitsoy, 36 petsa, 37 poretsaka, 38 tanteradrano, 39 vonto
Kamban-teny rehetra  40Fikambanana 16 amin' io teny io
Ohabolana  41 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  42 lane, 43 lena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02