|
|
|
|

Teny iditra1 makiana
Fototeny  2kiana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Maina mora vakivaky na mora tapaka; mafia noho ny hamainany be loatra.
5Tsy mba mandina. [1.1]

Fivaditsoratra  6 kiamana, 7 makiana, 8 manaika, 9 maniaka, 10 miakana, 11 mianaka, 12 Namakia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12