|
|
|
|

Teny iditra1 kotro-maina
Singan-teny  2kotroka, 3maina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5poabaratra amin' ny andro migaingaina tsy misy orana akory.
6enti-milaza ny hatezerana lehibe izay tsy misy antony tokony ho niaviany. [1.1]
Voambolana  7 Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12