|
|
|
|

Teny iditra1 ala maina
Singan-teny  2ala, 3maina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5hazo tsy misy ravi-maitso fa tsilotsilo, matetika maniry amin'ny tany mafana sy tsy misy orana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6forêt secondaire sèche. [1.13]

Fivaditsoratra  7 ala maina, 8 amaliana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12