|
|
|
|

Teny iditra1 mainina
Fototeny  2maina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tonga maina: Maino ny soratra alohan' ny hamadihanao ny takelaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be dried. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on dessèche. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mainina, 12 mañaiñy, 13 maninia, 14 mianina, mianìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03