|
|
|
|

Teny iditra1 voamaina
Singan-teny  2voa, 3maina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5toy ny tsaramaso. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6graines sèches. [1.13]
Ohatra  7 Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny. [2.606#]
8 Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra; [4.27#]
Voambolana  9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  10 anamavoy, 11 voamaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12