|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany.
4fivalanan-drano, siritra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5urine.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6urine.
[1.8, 1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 amany, 22 amina, 23 Maina, maina, 24 mañia, Mania, mania, 25 miana, miaña, 26 Naima |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|