|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rangomaina
Singan-teny  2rango, 3maina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina. [1.1]
6taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7The blade-bone, the scapula. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8omoplate. [1.13]
Ohatra  9 Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [2.643#]
Voambolana  10 Haiaina

Teny iditra (2/2)11 rangomaina
Singan-teny  12rango, 13maina
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny anglisy  15the hair plaited without being oiled or greased. [1.2]
Voambolana  16 Fandram-bolo

Fivaditsoratra  17 amingorana, 18 rangomaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11