|
|
|
|

Teny iditra1 hiahia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3volana fahafito amin'ny taona (Jolay). [Taisaka] [1.78]
4anaran'ny volana mifanandrify amin'ny volana Mey. [Bara] [1.78]
5anaram-bolana fahadimy amin'ny taona. [Sihanaka] [1.78]
6volana fahadimy amin'ny taona, fotoana ny ririnina. [Tanala] [1.78]
7volana fahafito amin'ny taona. [Tanosy] [1.78]
8mars. [Tandroy] [2.584]
Fanazavàna teny frantsay  9lune de mai ; mois sakalava correspondant à mai. [Sakalava] [1.19]
10nom d'un mois antankarana correspondant à septembre. [Tankarana] [1.19]
11nom d'un mois du calendrier agricole traditionnel (correspond à peu près à mai). [Tandroy] [1.14]
Ohatra  12 ny hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy; [2.113#]
Voambolana  13 Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  90 ahiahy, 91 haihay, 92 hiahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12