|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lany maina |
| Singan-teny | 2lany, 3maina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5lany foana tsy misy antony, amin'ny tsinontsinona.
6Vanja may tsy harena, goavin' Ilaihavana. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 amilinana, 8 ilaminana, 9 lany maina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|