|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malama maina |
| Singan-teny | 2malama, 3maina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5(miaraka mandrakariva amin' ny teny hoe tany): enti-milaza ny fiainana izay sarotra itondran-tena fa jerena toa mora andehanana nefa raha tsy mitandrina mety hamotraka.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Tandremo fa malama maina ny tany ka tsy azo anaovana tongo-dovia
[1.1]
7 Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499] 8 Nahatsiaro loatra manko izy fa " malama maina " ny lalantsika ety: koa mba may izy hiomana sy hitady fanefitra. [2.296] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|