|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrora tay maina |
| Singan-teny | 2mandrora, 3tsy, 4maina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary.
[1.1] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|