|
|
|
|
Fikambanana 102 amin' ny teny
aina
(#1)
Kamban-teny (102)
1
afa-dratsiaina
2
afaka aina
3
afak-aina
4
aim-bery foana
5
ai-miampify
6
aina ambivitra
7
aina ara-psikolojia
8
aina miampify
9
ain' angidina
10
ala aina
11
ala ratsiaina
12
any am-bolon-tsofina ny aina
13
arahaba tsy maty fo aman-aina
14
avy aina
15
avotra aina
16
be aina
17
be fofon' aina
18
efa an-doha riana ny aina
19
elon' aina
20
faran' ny aina
21
fatratra aina
22
ferinaina
23
feritr' aina
24
fialan-aina
25
fiandrinaina
26
fihary atodinaina
27
fikelezana aina
28
fofon' aina
29
haiaina
30
haiainan' ny zavamaniry
31
ho vy ho vato anie ny ainao
32
ialan-aina
33
izay iray vatsy iray aina
34
kely aina
35
lakan' aina
36
latsaka aina
37
mahafaty ain' olona
38
mahafoy aina
39
mahazo aina
40
may tranon' aina
41
maka aina
42
mamoy aina
43
mampody aina
44
manala aina
45
manampoka aina
46
manana aina
47
manao aina
48
manao aina tsy ho zavatra
49
manao ain-kavana
50
manao an' aina
51
manao anteninaina
52
manao mosalahin-aina
53
manao ranomaso tsy mahatana aina
54
manao tenin' aina
55
manao vy very ny aina
56
manarana aina
57
manary aina
58
manavotra aina
59
mandatsaka aina
60
mateza aina
61
menaky ny aina
62
miady aina
63
miady fo aman' aina
64
miala aina
65
miferinaina
66
miferitra aina
67
miferitr' aina
68
mikely aina
69
miritra aina
70
misy aina
71
misondrotra aina
72
mitondra ny tsy eran' ny aina
73
mitono aina
74
mitovy aina
75
mitsoaka aina
76
mitsoaka ain-dehibe
77
mivarotra aina
78
otrikaina
79
ratsiaina
80
silaky ny aina
81
singotry ny aina
82
sombinaina
83
sombin' ny aina
84
takalonaina
85
tenin' aina
86
tobin-dranonaina
87
todin' aina
88
tohan' aina
89
tokin' aina
90
tratry ny aina
91
tsaroan' ny aina
92
tsy avy miaina
93
tsy hita ny vazan' aina akory
94
tsy manana aina
95
vahatry ny aina
96
vazan' aina
97
velona aina
98
vidin' aina
99
vidin' aina
100
vonjy aina
101
zava-manana aina
102
zavamananaina