|
|
|
|

Teny iditra1 tsy hita ny vazan' aina akory
Singan-teny  2tsy, 3hita, 4tsy ... akory, 5vazana, 6aina
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8enti-milaza zavatra hanina bitika kely ka zara raha tsaroan' ny aina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11