|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takalonaina |
| Singan-teny | 2takalo, 3aina |
| Sokajin-teny | 4 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5kidnapping.
[4.11] |
| Ohatra |
6 Mba tsy hahatonga intsony ny vahoaka ho takalonaina eo am-pelatanan' ny mpanao politika
[4.27]
7 Io ilay hafetsena, fomba iray fanaovana takalonaina mba hahatafavoaka velona, ianarana dieny mbola zaza. [1.369#] 8 Lasa nivadika takalonaina (kidnapping) na fira ambany na bohiry koa aza izy ireny ankehitriny ka vao mainka loza no nahazo ireo tantsaha [4.11.2019/9/12] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|