|
|
|
|

Teny iditra1 miferinaina
Singan-teny  2mifery, 3aina
Sokajin-teny  4 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  5Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [miferin-aina] 6to sigh, to groan, to grieve.
7utterly unable to be happy or comfortable.. [1.2#180]
8to be in great suffering. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9être dans la souffrance; souffrir. [1.8]
Ohatra  10 tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[2.131]
Voambolana  11 Ontam-po
Tsipelina hafa  12miferin' aina, miferin-aina, miferitr' aina
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02