|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vahatry ny aina |
| Singan-teny | 2vahatra, 3aina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Tsy misy ny vahatry ny aina fa ny tiana no vahatry ny aina [2.131] |
| Mpanahaka | 7 menakynyaina, 8 silakynyaina, 9 singotrynyaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|