|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivarotra aina |
| Singan-teny | 2mivarotra, 3aina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|