|
|
|
|

Teny iditra1 fofon' aina
Singan-teny  2fofona, 3aina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fofon-aina] 6The breath; lit.
7the breath of life.. [1.2]
Ohatra  8 ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao
[2.131]
Voambolana  9 Haiaina

Fivaditsoratra  10 fofoanina, 11 fofon' aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11