|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 aina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony.
4Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra. 5Hery sy fahatanjahana: Be aina. 6~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. 7~ Manana aina izany raha olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8life.
[1.2, 1.7] 9animal life, strength.. [1.2] 10breath. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants).
12Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé). 13Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible). 14Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort. [1.3] 15vie; souffle. [1.8] |
| Ohatra |
16 Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 102 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 32 a~ina |
| Sokajin-teny | 33 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/3) | 34 AINA
![]() |
| Sokajin-teny | 35 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa.
[4.43.fr.2017.06.24] |
| Voambolana | 37 Fikambanana |
| Fivaditsoratra | 38 a~ina, aina, 39 anay, 40 i~ana, iana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|