|
|
|
|

Teny iditra1 mitono aina
Singan-teny  2mitono, 3aina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail.. [1.2]
7to risk one's life. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8risquer sa vie. [1.8]
Ohatra  9 Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Tovy hevitra  10manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12