|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 otrikaina |
| Singan-teny | 2otrika, 3aina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina.
[1.1] 6singa mahavelona amin'ny sakafo. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7éléments constitutifs d'un aliment.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: hanina |
| Fivaditsoratra | 9 ikitroana, 10 itakarino, 11 otrikaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|