|
|
|
|

Teny iditra1 afa-dratsiaina
Singan-teny  2afaka, 3ratsy, 4aina
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza vehivavy bevohoka nomena izay tiany hohanina ka tsy maniry intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7The condition of a pregnant woman who has eaten that for which she had a great longing.. [1.2]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02