|
|
|
|

Teny iditra1 lakan' aina
Singan-teny  2lakana, 3aina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5lakan-kely famonjena ny mpandeha raha misy loza mihatra amin' ny sambo andehanana. [1.1]
Voambolana  6 Fifamoivoizan-tsambo

Fivaditsoratra  7 akalanina, 8 anakilana, 9 analikana, 10 lakan' aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12