|
|
|
|

Teny iditra1 tohan' aina
Singan-teny  2tohana, 3aina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny sakafo na ny fitafiana atao famonjena, ny sikina ahodidina ny valahana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 iantohana, 7 itohanana, 8 tohan' aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12