Teny iditra |
tongotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A foot, a leg [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy tongotro mandia alanana Tsy tanako mandray joria
[2.246]
|
2 | Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa.
[2.471]
|
3 | Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
tongotra,
tongotro,
tongotrao,
tongony,
tongotsika,
tongotray,
tongotrareo,
tongotr',
tongo-,
tongotry |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Ampahany |
|
Zanakanarana |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|