|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manongotra |
| Fototeny | 2ongotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko.
[1.1] 5manala amin'izay toerana nitsatohany. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to pluck up by the roots..
[1.2] 7to pull up by the roots. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8arracher, déraciner.
[1.8] 9arracher. [1.13] |
| Ohatra |
10 Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 manongotra |
| Fototeny | 16tongotra |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Mandray amin' ny tongotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19saisir par le pied.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|