|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanongotra
Fototeny  2ongotra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka.
5Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 fanongotra
Fototeny  7tongotra
Sokajin-teny  8 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra.
10Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra. [1.1]

Fivaditsoratra  11 fanongotra, 12 fonongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12