|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 ranjo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the leg from knee to ankle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5la jambe du genou à la cheville. [1.8]
Ohatra  6 Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa. [1.335#]
7 Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray. [2.470#44]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12 Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)17 ranjo
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19Anaran-kazo (Dracaena reflexa). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth.
21Dracaena reflexa, Lam.
22Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.). [1.2]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Tovy hevitra  24tavivolalahy, tsihasinkasina, tsimitrona

Teny iditra (3/4)25 ranjo
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny frantsay  27Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses.
28Sens abstrait ancien : honorer, respecter.. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  30 Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)31 ranjo
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny frantsay  33Dracaena reflexa Lam.
34(Asparagaceae).
35Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina.. [Betsileo, Merina] [1.196]
Voambolana  36 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  37 Rajon, 38 ranjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31