|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tongo-takotra |
| Singan-teny | 2tongotra, 3takotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fitoeran-jiro taloha natao tamin' ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga ihany; ny fanaingana na fandraisana ny takotra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|