|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tongo-malady
Singan-teny  2tongotra, 3malady
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny olona haingam-pandeha ary fanirakiraka. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 tongomalady
Singan-teny  7tongotra, 8malady
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10anarana ilazana ny bisikileta. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [tongo-malady] 11(pied rapide) désignant la bicyclette (au lieu du mot malgachisé bisikilety; ne s'est pas implanté dans l'usage. [2.590]
Voambolana  12 Fitaterana
Tovy hevitra  13bisikilety

Fivaditsoratra  14 tongomalady, tongo-malady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05