Teny iditra | mpisolo (solo) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro:
-- mpisolo olona (izaho, -nay), -- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra), -- mpisolo manontany (iza no nilaza izany), -- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika), -- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra) Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
| |||
Sokajin-teny entina misolo olona na zavatra [1.13] | ||||
Voambolana | Haiteny | |||
Kamban-teny |
| |||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |||
Teny iditra | mpisolo (solo) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | A substitute [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui remplace, qui est remplacé [1.3] | |||
Remplaçant [1.8, 1.5] | ||||
Substitut [1.13, 1.5] | ||||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |