|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpisolo toerana |
| Singan-teny | 2mpisolo, 3toerana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny entina manondro toerana efa voalaza.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6substitut locatif.
[1.13] 7suppléant, remplaçant. [1.5] |
| Ohatra |
8 Ny mpisolo toerana no misolo azy.
[1.320]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|