|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mpampitohy |
| Fototeny | 2tohy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara).
5(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy). [1.1] 6zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7coordinating conjunction.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8conjonction de coordination.
[1.13] |
| Ohatra |
9 tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana.
[2.314#]
|
| Voambolana | 10 Haiteny |
| Kamban-teny rehetra | 11mpampitohy fehezan-teny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpampitohy rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 13 mpampitohy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15forongo mpanelanelana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16pièce intermédiaire.
17connecteur. [1.13] |
| Voambolana | 18 Haitao |
| Kamban-teny rehetra | 19mpampitohy mivolombatolalaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|