|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 solo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano.
4Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta. 5Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a substitute.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Un remplaçant, un substitut, un représentant.
8compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose. [1.3] 9remplacement, substitut. [1.8] [1.13] |
| Ohatra |
10 Ary ankehitriny, gadralava atao solo ny sazy.
[2.48]
11 ary dia ny omby no haniny ny otona, solo ny zaza maty. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 34 akalanasilakynyhazo, 35 akangasisananamborana, 36 andrianjahonoany, 37 fandrotraranaantananahaolo, 38 fanovannymaty, 39 faraamandimby, 40 fara, 41 fokomboanemba, 42 iraka, 43 kolokolodimbinnyvary, 44 kolokolo, 45 masoivoho, 46 mpamelomaso, 47 papangosasakynyvorona, 48 solofodimbinnyala, 49 tamingana, 50 tapaporohanasisatsymay, 51 taranaboanjo, 52 taranaka, 53 taranjana, 54 vatonamelankafatra, 55 vorompanovahena |
| Kamban-teny rehetra | 56Fikambanana 38 amin' io teny io |
| Ohabolana | 57 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 58 solò |
| Sokajin-teny | 59 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
60Hiran' olon-tokana.
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 61soalao |
| Fivaditsoratra | 62 loso, 63 solò, solo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|