|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fotsy
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono.
4(Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5white [Mal.
6putih and in many Mal.
7Arch.
8languages; also maphutu, maphuti, etc.]. [1.2]
9white. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10blanc. [1.3, 1.82, 1.8]
11nettoyé. [1.82, 1.3]
12propre. [Taisaka] [1.82]
13fourbi, rendu propre, blanchi. [1.3]
Ohatra  14 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  29mainty
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  128Fikambanana 177 amin' io teny io
Ohabolana  129 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  130 Ny Loko

Teny iditra (2/3)131 fotsy
Sokajin-teny  132 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  133disregarded, vain, worthless, disparaging. [1.2]

Teny iditra (3/3)134 fotsy
Sokajin-teny  135 anarana
Fanazavàna teny malagasy  136ravinala. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  137ravenale. [Taisaka] [1.82]
Tovy hevitra  138fontsy
Kamban-teny rehetra  139Fikambanana 7 amin' io teny io

Fivaditsoratra  140 fotsy, 141 tsifo, 142 tsofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02